HTML Document « Ny Asatanana miainga amin’ny Kolontsaina sy Vakoka, fototry ny fampandrosoana iarahana »

Ny fanaovana Asatanana mazàna dia heverina eny anivon’ny fiarahamonina eny, ho natokana ho an’ireo izay tsy tafita tamin’ny fianarana, izany hoe ho an’ny olona efa tsy mahita atao intsony na farahidiny amin’ny fahalalana. Misy ihany koa ireo izay mihevitra fa ny Asatanana dia natao ho an’ireo izay manana talenta manokana eo amin’ny fahaiza-manaony. Raha tombanana anefa dia mahatratra roa tapitrisa ny malagasy mpanao Asatanana matihanina  na manao vadin’asa ny Asatanana. Izany hoe olona manodidina ny folo tapitrisa no mivelona mivantana na ankolaka amin’ny Asatanana : ary dia saiky ny antsasaky ny mponina rehetra eto Madagasikara izany.

Release date 05/12/2015
Geographical coverage Madagascar
Keywords Artisanat

voir plus http://www.macp.gov.mg/artisanat/asatanana-fototry-ny-fampandrosoana/